|
|
|
|

Teny iditra angolangola (angola)
Sokajin-teny anarana
 Jereo angola [1.1]
 Demandes importunes, fantaisies, caprices
Figuré: fion, notes d'agréement en musique [1.3]
Ohatra Tsy dia vola be tsy akory izany omena ny zafy izany, fa hanta sy angolangola hiany, satria mbola velona izahay mivady raibeny sy renibeny. [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/03