|
|
|
|

Teny iditra anvo
Sokajin-teny anarana
  [Tanala] Hery be mila hotafahoatra ny mety [1.78]
 Teny enti-milaza, amin' ny fizika, ny hery miteraka asa [1.1]
 énergie [1.13]
Voambolana 
Ohatra Indro aroso manaraka eto fanazavana tsotsotra mikasika ny famokarana angovo avy amin' ny rian-drano. [2.445]

Teny iditra angôvo
Sokajin-teny mpamaritra
  [Betsimisaraka] Matanjaka, mahery [1.78]

Teny iditra angôvo
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Fotrin-jaza ratsy fanapahana ka manjary ngezabe amin'ny farany [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18