| Teny iditra | angovy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanaovana na fampanaovana zavatra mafy sy an-tery, izany hoe amin-kery fotsiny izao: Manao angovy Anditra, angidana, ambozizy [1.1] | ||
| Taking by force. [1.2] | ||
| Teny iditra | angôvy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| énergie [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Tsipelina hafa | angôvo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/10/23 |
|