| Teny iditra | anirotra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana anirotra. [1.1] | ||
| Tsipelina hafa | aniritra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|