|
|
|
|

Teny iditra aniritra (iritra)
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana aniritra. [1.1]
 A temporary burial with a view to disinter the corpse and bury it again when the appropriate tomb is prepared. [1.2]
 Enterré provisoirement [1.3]
Tovy hevitra fasana aniritra
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20