| Teny iditra | ankalalahana (lalaka) | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| [ an-kalalahana ] An open space In a spacious place [1.2] | ||
| Librement [1.13] | ||
| Ohatra | Afaka miresaka ankalalahana tao amin' ny haino aman-jerim-panjakana izy ireo raha miresaka zavatra mivaingana fa tsy manohitra be fahatany.
[4.27] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/11/17 |
|