|
|
|
|

Teny iditra ankasitraho (sitraka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ankasitrahana [Fitanisana]
  [1.3]
Ohatra 
1fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara. [2.293]
2Izany koa no lazaiko aminao mba ankasitraho avokoa ny andriana rehetra tia hihavana amiko, sy izay solon'andriana mpanao ny raharaha amin'izany fihavanana izany. [2.366]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17