| Teny iditra | sitraka | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka [1.1] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra | Sitraka sy telina sy mamy ny ataonareo:
[2.298] | ||||||
| Teny iditra | sitraka | ||||||
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||
| Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko? Fitia, fitiavana, handitra: Mila sitraka loatra amin' ny lehibe izy Teny ampiasain' ny ankizy mba hampirisihana namana iray hiady: Sitraka? lasa leity! [1.1] | |||||||
| Pleasing; thanks [1.7] | |||||||
| Agréable, agréé, dont on remercie [1.8] | |||||||
| Ohatra | Raha sitrakao, ndeha hijery azy any isika?!
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |
|