|
|
|
|

Teny iditra ankizilahy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny ankizy, lahy
 Ireo zaza efa lehibebe, sakan-jaza [1.1]
 A male servant, a boy. [1.2]
 Esclave (homme) [1.3]
Ohatra 
1Olona mifamono hoy I Befa, ankizilahy anisan' ny zokiny indrindra tao an-tsekoly. [2.472]
2Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby. [2.117]
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02