| Teny iditra | anoina (ano) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao: Ny tsy anoina no anoina. [1.1] | |||||||||
| Asa atao na zavatra karakaraina: Tian'ny mpanjify ny taozavatra anoin' ny mpanao asa tanana Endriky ny matoanteny aman-tsirinteny a-, -ina, -ana: Matoanteny anoina ny hoe: atao, soratana, vidina [1.62] | |||||||||
| To be done, etc. Same as atao. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |
|