| Teny iditra | ano | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Enti-milaza fanaovana asa na fikarakarana zavatra. [1.1] | ||
| [Provincial] Provincial for tao [1.2] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | ano | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Taisaka] Vita [1.78] | ||
| [Taisaka] Fait, réparé [1.82] | ||
| Teny iditra | ano | |
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
| [Bara] [ año ] Ranona [1.78] | ||
| [Provincial] Provincial for anona [1.2] | ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | |
| Teny iditra | año | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Bara] Tsara, soa [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |
|