|
|
|
|

Teny iditra anoin-tsarotra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny anoina, sarotra
 Atao amin-kasahiranana: Hanointsarotra ny fanaovana itỳ trano itỳ satria ho avy izao ny orana. (Marihina fa matoantenin' ny iharana ny anoina izay mitanisa: anoina, hanoina, nanoina ka diso bevava ara-pitsipika ny hoe manoina, izay ampiasain' ny maro amin' ny fiteny hoe manoin-tsarotra; ny tiany hampiasaina dia ny mataontenin' ny mpanao mifanandrify aminy, dia ny hoe manano sarotra) [1.1]
 Difficult, beset with difficulties [1.7]
 Difficile à accomplir [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16