|
|
|
|

Teny iditra antara
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Faritra lalina amin'ny renirano [1.78]
  [Betsimisaraka] Faritra lalina indrindra amin'ny renirano na farihy [1.78]
 Dobo lalina sady mangatsiaka izaitsizy. [1.1]
  [Sihanaka] Farihy lalina [1.78]
  [Provincial] Deep water [1.2]
  [Tankarana] Abîme d'eau. [1.19]
Mpanahaka  antaranoana ~ antaravelona

Teny iditra antara
Sokajin-teny mpamaritra
 Cold, frigid [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10