|
|
|
|

Teny iditra antaranoana
Sokajin-teny mpamaritra
Singan-teny antara, noana
 Mandrakizay doria alaovalo [1.1]
 Everlasting. Used after mandrakizay. [1.2]
Ohatra 
1fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao; [2.285]
2Ary ny tangena dia tsy azo atao amin' ny fanjakana mandrakizay mandrakizay, mandrakizay doria, mandrakizay antaranoana. [2.113]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/24