|
|
|
|

Teny iditra anti-bavy
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny antitra, vavy
  [Provincial] An old woman. Contemptuous if used in Imerina [1.2]
 An old woman (disrespectful) [1.7]
 Vieille femme (peu respectueux) [1.8]
Ohatra 
1Raha misy fìvoriana, odrey izany antidaby sy antibavy mirijarija; [1.437]
2Inona koa ary, hoy ilay antibavy, ity zavatra mangamanga ato anaty rano ity? [2.606]
Mpanahaka  anti-dahy

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13