| Teny iditra | antily | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| antilimbohitra [1.1] | ||
| Teny iditra | antily | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin' ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana (Ny mifamaly amin' ny Antily, amin' ny antokom-pinoana protesta dia atao hoe tily fotsiny) [1.1] | ||
| Mpanahaka | tily | |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/10/24 |
|