| Teny iditra | antilimbohitra (antily, vohitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Antoko mpanao raharaham-panjakana nisolo ny Sakaizambohitra tamin' ny taona 1884 ka ankoatra ny raharahan' ireo nodimbiasany (fikarakarana ny fandriam-pahalemana) dia mbola niandraikitra indray ny fanoratana ny teraka, ny fanambadiana, ny maty sy izay rehetra fanaon' ny Tomponarivo tatỳ aoriana izy ireo Mpiambina na mpitsikilo [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|