| Teny iditra |
antoandro
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Enti-milaza ny fotoan' andro aorian' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana (hatreo amin' ny 8 ka hatramin' ny 12 ora): Mifohaza, rankizy, fa efa antoandro ny andro. [1.1]
|
| | Full day, broad daylight. [1.2]
|
| | Full daylight, the daytime [1.7]
|
| | Le grand jour [1.3, 1.8, 1.6]
|
| | Midi [1.6]
|
| | Le plein jour, de sept heures du matin à cinq heures du soir, mais surtout de huit heures du matin à midi [2.415]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | ny tokony ho atoandro nosoratantsika antoandro
[2.285]
|
| 2 | Izany hoe: ny roa lahy miasa antoandro, ny roa lahy miasa alina
[2.471]
|
| 3 | Efa antoandro be ny andro, nefa tsy mbola nisy zavatra reny ihany sady tsy nisy fiantsoana
[2.324]
|
| 4 | Rehefa vita ny sakafo atoandro dia samy nihevitra ny hiala sasatra avokoa, satria nikasa ny handry ta
[2.2588]
|
| 5 | Indray alahady atoandro, miaramila anankiray amin' ireo hafa mpiresaka tamin' izy telo lahy ary avy ao Antananarivo no nanasa azy ho any an-tranon-dray aman-dreniny
[2.472]
|
|
| Sampanteny |
| Tsipelina hafa |
| Mpanahaka |
antoandrobe ~
antoandrobenanahary |
|