| Teny iditra |
antoandrobenanahary
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | antoandro,
be,
nanahary |
| | Efa tena antoandrobe ny andro ka mibahaka aoka izany ny masoandro (11-12 ora) [1.1]
|
| | Daytime, the middle of the day [1.7]
|
| | Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415]
|
| | Le grand jour [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Fa mazava toy ny antoandrobenanahary ao ambany rehetra ao.
[2.356]
|
| 2 | Aiza ianao hahita vara-maina amin'izao antoandrobenanahary tsy oran-tsy inona' izao, hoy Rainimiadamanana avy ao Ambohitraivo.
[2.588]
|
|
| Tovy hevitra | |
|