|
|
|
|

Teny iditra antonta (tonta)
Sokajin-teny mpamaritra
 Voatomboka, notombohina [1.1]
Mpanahaka  antontany

Teny iditra antonta
Sokajin-teny anarana
 Zavatra mifanongoa: Antontam-bato [1.1]
 A pile, a heap [1.7]
 Tas, amas, monceau [1.8]
Ohatra Taolam-potsy manao antonta miavosa. [2.576]
Mpanahaka  antontany

Teny iditra antonta
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Fankasitrahana, fankatoavana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20