| Teny iditra | antontany (tonta) | |
| Sokajin-teny | anarana na tambinteny | |
| Zavatra mifanongoa: Antontam-bato ~ Aza atao antontany toy izao ny vary fa merika ny andro ka tsy ho maina [1.1] | ||
| Ohatra | Ary nanontanian' i Ezekiasa ny amin' ireo antontany ireo, ny mpisorona sy ny Levita.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |
|