|
|
|
|

Teny iditra antsinjarany (tsinjara, -ny)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 At retail [1.7]
 Au détail (commerce) [1.8]
Voambolana 
Ohatra ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika. [2.436]
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/27