|
|
|
|

Teny iditra tsinjara (zara)
Sokajin-teny anarana
 Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka
Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny [1.1]
 Action de détailler, de partager en lot [1.5]
Ohatra Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany. [2.4]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/08