| Teny iditra | aotra (otra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina manotra: tsy manantanana aotra anao aho fa marary ny tanako [1.1] | |||||||||
| Scratching. [1.2] | |||||||||
| (la main) avec laquelle on frictionne [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | aotra | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| Zero, tarehimarika 0, milaza "tsy misy"nefa raha apetraka eo ankavanan'ny tarehimarika iray hafa, dia mampitombo avo folo heny an'io tarehimarika io:5, 50 = 5 X 10 [1.1] | |||||||||
| Zéro (Anglais nought ou ought) [1.3] | |||||||||
| Zéro [1.5, 1.13] | |||||||||
| 0 [3.1] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Tovy hevitra | zerô | ||||||||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny anglisy: nought, ought. | ||||||||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa Fifanampiana Fampitomboana | ||||||||
| Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||||||
| Teny iditra | aotra | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04 |
|