|
|
|
|

Teny iditra zerô
Sokajin-teny mpamaritra
 Jereo aotra [1.1]
 Tarehimarika ilaza ny isa foana [1.62]
 Zéro [1.4]
 0 [3.1]
Voambolana 
Ohatra Nanana toetra ambony dia ambony izy ka nahatonga ny mpanoratra malagasy malaza iray, dia i Pastera Rabary, nanoratra momba azy hoe : «Ny lehilahy zero, zero ny fahavalony. [2.857]
Tovy hevitra aotra
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Teny iditra zéro
Sokajin-teny anarana (lahy)
 Zavatra tsinontsinona: C'est un zéro (Olona tsinontsinona izy) [1.4]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/02