Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
apitra
pi
tra
(
pitrapitra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
(Maso) Entina mijery mangaihay na malahelohelo:
Ny masony foana no napitrapitrany
[
1.1
]
à faire regarder tristement
[
1.3
]
Ohatra
1
kosa ny maso no
apitrapitra
ny nify no sokitsokirina
ary ny tany no tsotsofina
[
2.131
]
2
Aza
apitrapitra
amin'alahelo ny masonareo hijery ny zavatra ilaozanareo
[
2.996
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
apitrapitra
, apitrapitrako, apitrapitranao, apitrapitrany, apitrapitrantsika, apitrapitranay, apitrapitranareo, apitrapitran'
Ny lasa :
napitrapitra, napitrapitrako, napitrapitranao, napitrapitrany, napitrapitrantsika, napitrapitranay, napitrapitranareo, napitrapitran'
Ny hoavy :
hapitrapitra, hapitrapitrako, hapitrapitranao, hapitrapitrany, hapitrapitrantsika, hapitrapitranay, hapitrapitranareo, hapitrapitran'
Filaza mandidy :
apitrapi
tra
o
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20