Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
rai
ka
(
rai
ka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy:
Aza araika miankavia ny lohanao
[
1.1
]
To be inclined, to be made to lean.
[
1.2
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
araika
, araiko, araikao, arainy, araitsika, araikay, araikareo, araik', arai-
Ny lasa :
naraika, naraiko, naraikao, narainy, naraitsika, naraikay, naraikareo, naraik', narai-
Ny hoavy :
haraika, haraiko, haraikao, harainy, haraitsika, haraikay, haraikareo, haraik', harai-
Filaza mandidy :
araikeo
,
areho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20