| Teny iditra | areho > araika (raika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika miankavia ny lohanao [1.1] | |||||||||
| To be inclined, to be made to lean. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | areho > arehoka (rehoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Aloa ka atsipy amin' ny tany: Nikohaka izy dia ra velona izao no narehony [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
|
|