Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
ra
nina
(
arana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao izay sitra-pony sy izay tiany:
Aranin' ny ray aman-dreniny loatra io zaza io ka ho simba rahatrizay
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
aranina
, araniko, araninao, araniny, aranintsika, araninay, araninareo, aranin', aranin-, aranim-, arani-
Ny lasa :
naranina, naraniko, naraninao, naraniny, naranintsika, naraninay, naraninareo, naranin', naranin-, naranim-, narani-
Ny hoavy :
haranina, haraniko, haraninao, haraniny, haranintsika, haraninay, haraninareo, haranin', haranin-, haranim-, harani-
Filaza mandidy :
arano
Tsipelina hafa
aranana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20