| Teny iditra | arana | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Milaza fanaovana izay tiana [1.1] | |||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Teny iditra | arana (ara) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| [Taisaka] Voarefy, voafatra [1.78] | |||||||
| [Taisaka] Mesuré [1.82] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | arana (ara) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Taisaka] Ampifalifaliana [1.78] | |||||||
| Teny iditra | araña | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [Tanosy] Tratra [1.78] | |||||||
| Teny iditra | araña | ||||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
| [Betsimisaraka] Ery, etsy, aroa [1.78] | |||||||
| Teny iditra | arana | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [Sakalava] (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [1.196] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Teny iditra | Aràna | ||||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||
| Aràna [2.996] | |||||||
| Haran [2.996] | |||||||
| Harân [2.996] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra | — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata
[1.38] | ||||||
| Tovy hevitra | Harana | ||||||
| Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Aràna | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
|