Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
arasa
(
ra
sa
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina mandrasa, mandidy na mitetika (hena...):
Itỳ ve ny antsy narasanao ny hena tao?
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
arasa
, arasako, arasanao, arasany, arasantsika, arasanay, arasanareo, arasan', arasan-, arasam-
Ny lasa :
narasa, narasako, narasanao, narasany, narasantsika, narasanay, narasanareo, narasan', narasan-, narasam-
Ny hoavy :
harasa, harasako, harasanao, harasany, harasantsika, harasanay, harasanareo, harasan', harasan-, harasam-
Filaza mandidy :
arasao
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20