| Teny iditra | rasa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] anjara [1.78] | ||
| [Taisaka] Fizaran-kena [1.78] | ||
| [Sihanaka] zara na fizarana, anjara [1.78] | ||
| Fandidiana sy fitetehana ny henam-biby vonoina hohanina. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | rasa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] ahitra, tavony [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | rasa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] (de rasa : partage de la viande ; le bois servait à faire des plateaux à découper). Weinmannia hildebrandtii Baill. (Cunoniaceae). Beau bois rouge, bien veiné. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Weinmannia hildebrandtii | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
|