| Teny iditra | arehitra (rehitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava [1.1] | |||||||||
| To be set on fire; to be lighted [1.7] | |||||||||
| à allumer; (colère) à atiser, (guerre) à provoquer [1.3] | |||||||||
| Qu'on allume [1.8] | |||||||||
| Ohatra | ary nony voa tohana tsara, dia arehitra ny fototra.
[2.48] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|