|
|
|
|

Teny iditra rehitra
Sokajin-teny anarana
 Fiveloman' ny afo
Fahamaimaizana, hidihidy, fisafoahana tafahoatra [1.1]
 Action de s'allumer, de brûler
Démangeaisons vives, colère ardente, animation, impétuosité [1.3]
Ohatra Setroka sy zavozavo no niandohan' ny afo nandray rehitra tery sy tety, kanjo niova tsikelikely ho hazavana mahafinaritra toa faribolana baliaka, toy ny nosy kely mamirapiratra teny anivon' ny ranomasina ngalingaly. [2.643]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/09