|
|
|
|

Teny iditra aretin-kozatra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny aretina, hozatra
 Aretina mandemy ny hozatra [1.1]
 Maladie des nerfs [1.54]
Voambolana 
Ohatra Mpivoan'ny aretinkozatra sy aretim-po, koa tokony hitandrina amin' izany. [1.381]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13