Teny iditra fanandroana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vinany ataon' ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin' ny fijerena ny tonon' andro sy ny vintana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'horoscope, l'action de dire les jours fastes et néfastes [1.3]
Ohatra 
1Mino ny vintana ny Arabo ka nampianatra ny sikidy sy ny fanandroana. [2.113]
2Nitady izay hahafa-tebiteby ny fanahiny izy: ka ny fanandroana aloha no hitany akaiky indrindra. [2.296]
Lohateny Fanandroana (Rabesata Arima)

Teny iditra Fanandroana
Singan-teny fanandroana
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny fianarana manisa andro malagasy
Mpanoratra Rabesata Arima
Fanonta printy 2000/01. Ambainy: 15cm. Haavony: 21cm. Takila: 60. Boky miisa: 1000. Newprint.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09