|
|
|
|

Teny iditra aroboka (roboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty rano mangotraka ny lamba ahina ho misy bibikely
Ambosina, taomina, tambatambazana hanao zavatra: Naroboky ny sakaizany izy no nahalany ringana ny fananany [1.1]
 To be plunged into a liquid [1.7]
 Qu'on plonge dans un liquide [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aroboka, aroboko, arobokao, arobony, arobotsika, arobokay, arobokareo, arobok', arobo-
Ny lasa : naroboka, naroboko, narobokao, narobony, narobotsika, narobokay, narobokareo, narobok', narobo-
Ny hoavy : haroboka, haroboko, harobokao, harobony, harobotsika, harobokay, harobokareo, harobok', harobo-
Filaza mandidy : arobohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20