|
|
|
|

Teny iditra roboka
Sokajin-teny anarana
 Fandentehana ao anaty rano: Ataovy tsara roboka ao anaty rano nato ny landy [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra roboka
Sokajin-teny mpamaritra
 Voangoly, voataona, voatarika hanao zavatra: Vao nahare ilay vola be ny anao lahy dia roboka [1.1]
 Cajolé, séduit par la flatterie [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/24