Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
asaiky
(
saiky
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao saikiny na solony ratsiratsy kokoa:
Mpitandrina tovolahy kely no nasaiky ny mpampianatra nanavy ka tsy faly ny mpianatra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
asaiky
, asaikiko, asaikinao, asaikiny, asaikintsika, asaikinay, asaikinareo, asaikin', asaikin-, asaikim-
Ny lasa :
nasaiky, nasaikiko, nasaikinao, nasaikiny, nasaikintsika, nasaikinay, nasaikinareo, nasaikin', nasaikin-, nasaikim-
Ny hoavy :
hasaiky, hasaikiko, hasaikinao, hasaikiny, hasaikintsika, hasaikinay, hasaikinareo, hasaikin', hasaikin-, hasaikim-
Filaza mandidy :
asaikeo
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20