| Teny iditra | saiky | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] A child [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | saiky | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | fanampy ~ latsy ~ rikarika ~ safy ~ sosona ~ tamby ~ tohana ~ tsikala | |
| Teny iditra | saiky | |
| Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
| Mitovy amin' ny siky [1.1] | ||
| Teny iditra | saiky | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| saika [1.1] | ||
| Tovy hevitra | saika | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11 |
|