Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
asaoka
(
sa
oka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao saoka, atao fanampy (tapa-damba anampy amin' ny didy akanjo):
Soga voantondro telo no nasaoka ilay lohaka fa tery loatra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
asaoka
, asaoko, asaokao, asaony, asaotsika, asaokay, asaokareo, asaok', asao-
Ny lasa :
nasaoka, nasaoko, nasaokao, nasaony, nasaotsika, nasaokay, nasaokareo, nasaok', nasao-
Ny hoavy :
hasaoka, hasaoko, hasaokao, hasaony, hasaotsika, hasaokay, hasaokareo, hasaok', hasao-
Filaza mandidy :
asaohy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20