| Teny iditra | saoka | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny [1.1] | |||||
| Voambolana | |||||
| Sampanteny |
| ||||
| Teny iditra | saoka | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka. [1.1] | |||||
| The chin [1.7] | |||||
| Le menton [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra | Ny volombava tsy miromborombo ary tsy malama, fa milantolanto amin' ny molotra sy ny saoka.
[1.436] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |
|