| Teny iditra | asisika (sisika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza zavatra ampidirina andetra: Nasisiny tao am-paosy ilay akoho novidiny fa tsy nahita harona izy Atsofoka: Asisiho kely ao amin' ny taratasinao ireto teny ireto [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|