|
|
|
|

Teny iditra sisika
Sokajin-teny anarana
 Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy
Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola
Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro
Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana
Mitovy hevitra: gaka ~ kolikoly ~ tsolotra [1.1]
 Forced in between [1.7]
 Qu'on pousse et insère entre des choses [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : sisika, sisiko, sisikao, sisiny, sisitsika, sisikay, sisikareo, sisik', sisi-
Sampanteny 

Teny iditra sisika
Sokajin-teny anarana
 Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra tsofoka

Teny iditra sisika
Sokajin-teny anarana
 Blanc de casse [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19