Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
asoka
(
soka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atsoboka, alentika ao anaty rano dia tsoahina:
Asokay ao anaty kafe misy ronono ny mofo
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
asoka
, asoko, asokao, asony, asotsika, asokay, asokareo, asok', aso-
Ny lasa :
nasoka, nasoko, nasokao, nasony, nasotsika, nasokay, nasokareo, nasok', naso-
Ny hoavy :
hasoka, hasoko, hasokao, hasony, hasotsika, hasokay, hasokareo, hasok', haso-
Filaza mandidy :
asokao
,
asokay
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05