| Teny iditra | soka- | |
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe sokatra | |
| Teny iditra | soka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tanosy] Loko [1.78] | ||
| Fanatsobohana ao anaty rano, toy ny fandokoana ny lamba na fanofenana ny vy avy notefena Ranon-doko mainty, loko mainty: Lopotra tsara soka. [1.1] | ||
| Ranon-doko [1.13] | ||
| Teinture [1.13] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |
|