| Teny iditra | atataro (tataro) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina manafo na manatataro: Labasy no natataro ilay tranoheva nametrahana ny razana havadika [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | atataro (tatatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atatatra | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|