|
|
|
|

Teny iditra tataro (tatatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tatarana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]
Ohatra Tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano [1.1]

Teny iditra tataro
Sokajin-teny anarana
 Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny
Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [1.1]
 Toit plat et provisoire; baldaquin [1.3]
Ohatra ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona [2.313]
Sampanteny 

Teny iditra tataro
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka, Bezanozano] Anaram-borona [1.1, 1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17