| Teny iditra | atidoha | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | aty, loha | ||||
| Foiben' ny nerva ao anatin' ny karandohan' ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran' ny herin' ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. [1.1] | |||||
| The brains. [1.2] | |||||
| The brain [1.7] | |||||
| Le cerveau [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27 |
|