| Teny iditra |
atỳ
|
| Sokajin-teny | tambinteny
|
| | Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra [1.1]
|
| | Here, not in sight [1.7]
|
| | Ici, pas visible [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
atỳ |
| Ny lasa : |
tatỳ |
| Ny hoavy : |
ho atỳ |
|
| Mpanahaka |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
| |
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|
| Teny iditra |
aty
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany [1.1]
|
| | The insides of anything; a room [1.7]
|
| | [Tankarana]
Intérieur [1.19]
|
| | Intérieur, ce qui est au dedans [1.3]
|
| | L'intérieur, le dedans [1.8]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
aty,
atiko,
atinao,
atiny,
atintsika,
atinay,
atinareo,
atin',
atin-,
atim- |
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
aty
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona [1.1]
|
| | The liver [1.7]
|
| | [Tankarana]
Foie; poumon [1.19]
|
| | Foie [1.3]
|
| | Le foie [1.8]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
aty,
atiko,
atinao,
atiny,
atintsika,
atinay,
atinareo,
atin',
atin-,
atim- |
|
|
| Teny iditra |
aty
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Merina]
La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses.
Voir atin-kazo.
[1.196]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
aty
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Betsimisaraka]
Tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina [1.78]
|
|